plt_tn/pro/16/13.md

8 lines
405 B
Markdown

# ny molotra milaza ny marina
Eto ny teny hoe "molotra" dia maneho ilay olona izay miteny. DH: "ny olona izay milaza ny marina"
# Ny fahaviniran'ny mpanjaka dia iraky ny fahafatesana
Ny mpanjaka sosotra ka mahatonga ny olona ho faty dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe iraka izay nalefan'ny mpanjaka hamono olona iray ny fahaviniran'io mpanjaka io. DH: "Afaka mamono olona ny fahatezeran'ny mpanjaka"