16 lines
836 B
Markdown
16 lines
836 B
Markdown
# Mankahala ny fomban'ireo olona ratsy fanahy Yaveh
|
|
|
|
Ny fomba fiainan'ny olona ratsy fanahy dia resahina toy ny hoe lalana izay andehanan'ny olona. DH: "Halan'i Yaveh ny fomba fiainan'ny ratsy fanahy"
|
|
|
|
# tia ilay iray izay manaraka ny marina Izy
|
|
|
|
Ny fitandremana tsara mba hiaina am-pahamarinana dia resahina toy ny hoe manenjika zavatra marina izany. DH: "ny olona izay miezaka mafy ny hiaina am-pahamarinana"
|
|
|
|
# ny olona izay mahafoy ny lalana
|
|
|
|
Eto ny "lalana" dia manondro ny lalan'ny fahamarinana. Ny olona izay mitsahatra amin'ny fanaovana ny marina dia resahina toy ny hoe nijanona tsy nandeha teo amin'ny lala-marina. DH: "Izay rehetra mitsahatra tsy miaina am-pahamarinana"
|
|
|
|
# izay mankahala famaizana
|
|
|
|
Ny teny hoe "famaizana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "ny olona izay mankahala rehefa manitsy azy ny sasany"
|