plt_tn/pro/14/21.md

336 B

Izay ... izay

"Ny olona ... ny olona"

ny mahantra

"ny olo-mahantra'

Tsy ireo izay manao teti-dratsy ve no mandeha amin'ny hevi-diso?

Ny valin-teny andrasana amin'io fanontaniana io dia "eny." DH: "Ireo izay miteti-dratsy dia ho diso lalana"

manao teti-dratsy

"izay miteti-dratsy" na "izay manao tetika hanao zava-dratsy"