12 lines
584 B
Markdown
12 lines
584 B
Markdown
# hiankohoka
|
|
|
|
Io dia midika hoe miondrika mba haneho haja sy voninahitra amin'ny olona iray am-panetre-tena. Eto io fihetsika iray io dia maneho ny fenekena ny olona manan-danja kokoa.
|
|
|
|
# eo amin'ireo vavahadin'ny olo-marina
|
|
|
|
Ny teny hoe "vavahady" dia maneho ny fidirana mba hifanenana. Midika io fa tsy maintsy hiandry ny olo-marina ny ratsy fanahy ka hiangavy ny hiditra eo amin'ny fanatrehany. DH: "hihaona amin'ny olo-marina"
|
|
|
|
# Ankahalaina ny olo-mahantra na dia ireo namany ihany aza
|
|
|
|
Io dia azo atao hoe DH: "Halan'ny olon-drehetra na dia ny namany ihany aza ny olo-mahantra"
|