436 B
436 B
mamoaka lainga
Io hevitra ambadika io dia mampiasa ny hoe "mamoaka" mba hanehoana ny fandaingana tsy tapaka. DH: "mandainga tsy tapaka." Jereo ny fomba nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 6:17.
fa tsy mahita
"ary tsy eo ny fahendrena" na "tsy hahita fahendrena izy"
tonga mora foana amin'izay
"mora hitan'ny" na "azony tsy amin'ny fahasarotana"
izay manan-tsaina
"izay hendry" na "olona izay manana fahazavan-tsaina"