plt_tn/pro/13/15.md

12 lines
638 B
Markdown

# fa ny lalan'ny mpamadika tsy ho tapitra mandrakizay
Eto ny toetra na fitondran-tenan'ny olona iray dia resahina toy ny hoe lalana izay alehan'ny olona iray. Ny olona izay potiky ny famitahany ihany dia resahina toy ny hoe eo amin'ny lalana izay tsy mety tapitra mihitsy. DH: "fa ny toetry ny mpivadika no hahatonga ny fahapotehany ihany"
# ny mpamadika
Io mpamaritra anarana io dia azo atao amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "ny olona mpamadika"
# ny adala dia mampiharihary ny hadalany
Ny hoe "mampiharihary" dia midika hoe mampiranty eo anatrehan'ny olon-drehetra. DH: "ny adala mampiranty ny fahadalany amin'ny olon-drehetra"