16 lines
701 B
Markdown
16 lines
701 B
Markdown
# Ny olona ratsy fanahy dia fongorina
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "Ho fongoron'ny olona ny ratsy fanahy" na "Ho esosrin'ny olona amin'ny fahefana ny ratsy fanahy"
|
|
|
|
# tranon'ny
|
|
|
|
Ny teny hoe "trano" matetika dia ampiasaina amin'ny endrika misy hevitra ambadika ao amin'ny Baiboly mba hilazana ny razamben'ny olona, taranaka na havana hafa. DH: "fianakaviana" na "taranaka"
|
|
|
|
# Deraina amin'ny habetsaky ny fahendrena hananany ny olona
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "Hidera ireo izay manam-pahendrena ny olona"
|
|
|
|
# fa izay manao safidy ratsy kosa dia atao tsinotsinona
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "hankahala ireo ireo izay misain-dratsy mandrakariva ny olona" na "hankahala izay maka ny zavatra tsara ka mamadika izany ho ratsy ny olona"
|