plt_tn/pro/11/30.md

12 lines
301 B
Markdown

# Ny olo-marina dia ho toy ny hazon'aina
Ny olona izay tsy manao ny marina dia ampitahaina amin'ny hazo izay aina no voankazony. DH: "Ireo izay manao ny marina dia hitondra fiainana ho an'ny tenany sy ho an'ny hafa"
# hazon'aina
Adikao araka ny ao amin'ny 3:17 io.
# mainka fa
"koa mihoatra aza"