|
# izay mamafy voa
|
|
|
|
Ny "famafazana voa" dia maneho ny fiomanana ho amin'ny ho avy. DH: "ny olona izay miomana ho amin'ny ho avy"
|
|
|
|
# mahavoangona betsaka lavitra
|
|
|
|
"hahazo bebe kokoa"
|
|
|
|
# tsy mamafy
|
|
|
|
Ny "mamafy" dia maneho ny fiomanana ho amin'ny vokatra iray. DH: "tsy miomana"
|