plt_tn/pro/11/21.md

12 lines
274 B
Markdown

# tsy ho afa-maina
"ho faizina"
# kavim-bolamena ... tsy misy fahamalinana
Ny vehivavy manja tsy misy fahamalinana dia ampitahaina amin'ny kavina volamena tsy misy ilana azy sady tsy mifanaraka eo amin'ny oron-kisoa.
# tsy misy fahamalinana
"tsy misy saina" na "adala"