plt_tn/pro/11/09.md

12 lines
393 B
Markdown

# Amin'ny vavany no ... mpaniratsira
Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Ny tenin'ny mpaniratsira"
# mahatonga ny tanàna ho lehibe
Ny "tanàna" dia maneho ny fiaraha-monina na vondron'olona. DH: "ambinina ny vondron'olona" na "lasa ambinina ny fiaraha-monina"
# amin'ny vavan'ny ratsy fanahy
Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Ny tenin'ny olon-drasty"