32 lines
1.2 KiB
Markdown
32 lines
1.2 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mamarana ny hafatry Fahendrena ireto andininy ireto.
|
|
|
|
# Ny fahatahorana an'i Yaveh
|
|
|
|
Adikao araka ny ao amin'ny 1:7 io andian-teny io.
|
|
|
|
# amin'ny alalako no hihamaroan'ny andronao
|
|
|
|
Io dia azo atao hoe DH: "hampitombo ny andronao aho" na "hahatonga anao hiaina andro maro aho"
|
|
|
|
# amin'ny alalako
|
|
|
|
Manohy miresaka ny Fahendrena, izay raisina ho toy ny vehivavy.
|
|
|
|
# no hihamaroan'ny andronao; ary hampiako taona maro ny fiainanao
|
|
|
|
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary ampiasaina mba hanindriana ny tombony lehibe hananan'ny fahendrena.
|
|
|
|
# hampiako taona maro ny fiainanao
|
|
|
|
Resahin'ny Fahendrena toy ny hoe zavatra mivaingana ny taona iainana. Io dia azo atao hoe DH: "hampiako taona maro iainana ianao" na "Hampiako taona maro ny fiainanao'' na "hataoko afaka miaina ela kokoa ianao"
|
|
|
|
# Raha hendry ianao ... ary raha maniratsira ianao
|
|
|
|
Ireo fanambarana roa ireo dia toa midika fa mahazo tombony ho azy ireo ny olon-kendry nohon'ny amin'ny fahendren'izy ireo, ary ny mpaniratsira dia mijaly nohon'ny amin'ny toetran'izy ireo.
|
|
|
|
# hitondra izany
|
|
|
|
Miresaka momba ny toetra ratsin'ny olona iray tahaka ny hoe enta-mavesatra izay tsy maintsy baben'ny olona iray ao an-damosiny io.
|