plt_tn/pro/07/16.md

369 B

nandrarahako ... ny fandriako

"namafy ... ny fandriako

havozo

Karazan-kazo misy fofona manitra.

kanelina

Hanitra avy amin'ny hodi-kazo izay manitra sady tsara tsiro io.

andeha isika hivoky fitia

Eto ny fahafinaretan'ny fitiavana feno faharaiketam-pitia dia resahina toy ny hoe zavatra tsara sotroina. DH: "andeha isika hiray araka izay itiavantsika azy"