20 lines
818 B
Markdown
20 lines
818 B
Markdown
# nanokana ny volanao
|
|
|
|
Ny hevitra ambadika eto dia ny fampanantenanao sy ny toe-javatra no nanery anao hanangona ny volanao. DH: "tsy maintsy nanangona ny sasany tamin'ny volanao"
|
|
|
|
# ho antoka amin'ny findraman'ny namanao
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) mety ho avy any aminao ny namanao mba hangataka fampindramam-bola na 2) te haka fampindramam-bola avy amin'olon-kafa ny namanao, saingy mampanantena ny hamerim-bola any amin'ilay mpampindrana ianao raha tsy afaka ny namanao.
|
|
|
|
# namanao
|
|
|
|
Ny teny Hebreo mitovy amin'izany dia mety hidika ihany koa hoe "mpiray vodi-rindrina."
|
|
|
|
# nametraka fandrika ho an'ny tenanao
|
|
|
|
Io dia evitra ambadika izay milaza fa hamandri-tena ianao. DH: "nanamboatra fandrika izay nahavoa ny tenanao ihany ianao"
|
|
|
|
# ny teny naloaky ny vavanao
|
|
|
|
"izay nolazainao" na "izay nampanantenainao hatao"
|