16 lines
753 B
Markdown
16 lines
753 B
Markdown
# tandremo
|
|
|
|
"henoy tsara"
|
|
|
|
# atongilano amin'ny teniko ny sofinao
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "sofina" dia maneho ilay oloba izay mihaino. Ny fihainoana olona tsara dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandroso mitongilana manatona mba hanakaikezan'ny sofina an'izay miteny bebe kokoa. Ny teny hoe "teny" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "henoy tsara ireo zavatra lazaiko"
|
|
|
|
# Aza avela hiala amin'ny masonao ireo
|
|
|
|
Ny fisaintsainana zavatra iray mandrakariva dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mampirina izany any amin'izay tsy misy afaka mahita. DH: "Aza mitsahatra ny misaintsaina momba ireo"
|
|
|
|
# tano ao am-ponao izany
|
|
|
|
Ny fahatsiarovana zavatra iray dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe fitanana izany ao am-pony. DH: "tsarovy mandrakariva ireo"
|