8 lines
557 B
Markdown
8 lines
557 B
Markdown
# Ny olon-kendry mandova voninahitra
|
|
|
|
Ny fahazoan'ny olon-kendry laza feno voninahitra dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandova voninahitra ho fananana maharitra izy ireo. DH: "Hahazo voninahitra ny olon-kendry" na "Hahazo laza feno voninahitra ny olon-kendry"
|
|
|
|
# ny adala kosa dia hisandratra amin'ny fahamenarany
|
|
|
|
Ny fampihariharian'i Yaveh ny henatr'ireo adala amin'ny olon-drehetra dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe manandratra ny adala Yaveh mba hahitan'ny olon-drehetra azy ireo. DH: "hataon'i Yaveh hitan'ny olon-drehetra ny henatry ny adala"
|