12 lines
365 B
Markdown
12 lines
365 B
Markdown
# Aza mamihina ny soa
|
|
|
|
"Aza mamihina izay tsara" na "Aza mamihina ny asa soa"
|
|
|
|
# raha ao amin'ny herinao ihany ny hiasa
|
|
|
|
"raha afaka manampy ianao"
|
|
|
|
# raha hanananao any aminao ihany ilay vola
|
|
|
|
"raha any aminao izao ny vola." Ny dikan'izany eto dia hoe manana ilay vola mba hanampiana anio ihany ilay olona, kanefa milaza amin'ilay namany mba hiverina rahampitso.
|