plt_tn/pro/03/15.md

16 lines
591 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapbeny:
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vehivavy ny fahendrena.
# Sarobidy
"mana-danja" na "lafo vidy"
# Andro lava no eo an-tanany ankavanana; ary harena sy voninahitra no eo an-tanany ankavia
Ny tombony azon'ny olona amin'ny fananana fahendrena dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vehivavy manana ireo toetra tsara ireo eo an-tanany ary manolotra izany amin'ny olona ny fahendrena. DH: "Manome andro lava sy harena ary voninahitra ho an'ny olona ny fahendrena"
# Andro lava
Entina ilazana fahevelomana ela io fomba fiteny io. DH: "fahavelomana ela"