plt_tn/php/02/19.md

602 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly dia miteny an'ireo mpino Filipiana momba ny fikasany handefa an'i Timoty atsy ho atsy.

Fa manantena ao amin'i Tompo Jesosy aho

"Fa, raha ny Tompo Jesosy no vonona, dia manantena aho"

Fa tsy manana olona hafa mitovy toe-tsaina aminy aho

"Tsy misy olona hafa eto tia mihoatra anareo noho izy"

Fa izy rehetra

Ny "izy rehetra" dia vondron'olona izay tsy atokisan'i Paoly halefa any Filipi. Paoly dia maneho ny tsy fifaliany amin'ireo vondron'olona ireo, izay tokony afaka mandeha, fa Paoly dia tsy natoky azy ireo ny amin'ny fanantaterahana io asa io.