plt_tn/php/02/03.md

340 B

Aza manao na inona na inona amin'ny fitiavan-tena na fanandratan-tena foana

"Aza manompo ny tenanareo na mieritreritra ny tenanareo ho tsara noho ny hafa"

Tokony tsy hitady izay mahasoa ny tenanareo ihany ny tsirairay aminareo, fa izay mahasoa ny hafa ihany koa

"Aza dia izay ilainareo ihany no tandremena fa izay ilain'ny hafa koa"