16 lines
1.0 KiB
Markdown
16 lines
1.0 KiB
Markdown
# Fa raha miaina amin'ny nofo aho
|
|
|
|
Ny teny hoe "nofo" eto dia milaza hoe ny vatana, ary ny "miaina amin'ny nofo" dia midika hoe velona. DH: "Fa raha mijanona velona ato amin'ny vatako aho" na "Fa raha manohy miaina aho"
|
|
|
|
# midika asa mahavokatra ho ahy izany
|
|
|
|
Eto ny "mahavokatra" dia milaza ny vokatra tsara amin'ny asan'i Paoly. DH: "midika izany fa afaka miasa aho ary ny asako dia hanome vokatra tsara" na "avy eo dia hanana fahafahana maro aho amin'ny fampaherezana ny olona hino an'i Kristy"
|
|
|
|
# Fa voatery mafy eo anelanelan'izy roa aho
|
|
|
|
Paoly dia miresaka ny fasahiranany tamin'ny fifidianany ny ho velona sa ny ho faty tahaka ny hoe zavatra roa mavesatra be, tahaka ny vato na vatan-kazo, izay miaraka misintona azy amin'ny andaniny sy ny ankilany. DH: "Misy misintona aho. Tsy aiko hoe inona no tokony safidiko ny ho velona sa ny ho faty"
|
|
|
|
# Ny faniriako dia ny handeha ary hiaraka amin'i Kristy
|
|
|
|
Paoly eto dia milaza fa tsy matahotra ny ho faty. DH: "Izaho dia te-ho faty satria izaho dia handeha mba hiaraka amin'i Kristy"
|