plt_tn/num/35/24.md

660 B

ny mpamaly rà

Eto ny teny hoe "rà" dia sarinteny hilazana ny famonoana. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 35:19. DH: "Ny olona izay mamaly faty ny mpamono olona" na "Ny havana izay mitady hamaly faty"

Tsy maintsy mamonjy ilay voampanga...ny fiaraha-monina

Midika izany fa raha mitsara ny fiarahamonina fa loza tampoka ilay fahafatesana dia tsy maintsy hamonjy ny voampanga amin'ny havana izay te hamono azy izy ireo. Raha mitsara ny fiarahamonina fa ny fahafatesana dia tsy loza tampoka, dia tsy maintsy hamono ilay voampanga ny havana.

ilay tokana izay voahosotra tamin'ny diloilo masina

DH: ilay iray izay nosoranao tamin'ny diloilo masina"