plt_tn/num/34/16.md

4 lines
183 B
Markdown

# hizara ny tany ho lovanareo
Eto ny hoe "-nareo" dia manondro ny vahoakan'Israely. Ireo lehilahy ireo dia hanao loka mba hizarana ny tany. Dia hizara izany amin'ireo foko izy ireo.