plt_tn/num/33/38.md

430 B

tamin'ny fahefapolo taona taorian'ny

Eto ny hoe "fahefapolo'' dia laharan'isa ho an'ny efapolo. DH: "40 taona taorian'ny"

tamin'ny volana fahadimy, tamin'ny andro voalohan'ny volana

Eto ny hoe "fahadimy" dia laharan'isa ho an'ny dimy. Ny hoe "voalohany" dia laharan'isa ho an'ny iray. Izany dia ny volana fahadimy amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia akaikin'ny fisasahan'ny Jolay amin'ny tetiandro Tandrefana.