plt_tn/num/24/15.md

16 lines
485 B
Markdown

# Balama zanak'i Beora
Beora dia rain'i Balama. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:5.
# izay midiridiry maso
Io fomba fiteny io dia midika hoe mahita sy mahatakatra mazava izy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 24:2.
# izay manana fahalalana avy amin'ilay Avo Indrindra
Ny teny hoe "fahalalana" dia afaka ambara amin'ny asa. DH: "izay mahalala ireo zavatra izay nambaran'Andriamanitra Avo Indrindra taminy"
# iankohofany
Io dia famantarana ny fanekena an'Andriamanitra.