plt_tn/num/24/12.md

12 lines
528 B
Markdown

# Na dia nanome ny lapany feno volafotsy sy volamena ahy aza i Balaka
Manoritsoritra ny zavatra izay tsy hitranga mihitsy i Balama. Io fehezanteny io dia manindry fa tsy misy na inona na inona izay mety hahatonga an'i Balama tsy hankatoa an'Andriamanitra.
# Tsy nolazaiko tamin'izy ireo ve izany?
Mampiasa io fanontaniana io i Balama mba hampahatsiahivana an'i Balaka izay nolazainy teo aloha. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Nolazaiko anao izany."
# ireo vahoaka ireo
"ireo Israelita"