plt_tn/num/23/25.md

8 lines
506 B
Markdown

# Balaka
Io dia anaran'ny mpanjakan'i Moaba. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:2.
# Tsy efa nilaza taminao ve aho fa tsy maintsy milaza izay rehetra asain'i Yaveh lazaiko?
Mampiasa io fanontaniana fampisainana io i Balama mba hampahatsiahivana an'i Balaka fa nandà ny tsy hankatoa an'Andriamanitra i Balama na dia talohan'ny nahatongavany teo amin'i Balaka aza. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Nolazaiko anao teo aloha fa tsy maintsy milaza izay rehetra lazain'i Yaveh ahy holazaiko aho."