plt_tn/num/23/21.md

12 lines
505 B
Markdown

# ady sarotra teo amin'i Jakoba...fahoriana teo amin'Israely
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Ireo mety ho heviny dia 1) zava-tsoa ihany no nomen'Andriamanitra ny Israely na 2) tsy misy fahotana eo amin'ny Israely ka mahatonga Azy hitsara azy ireo.
# hiakiaka ho an'ny mpanjakany
"nihiaka tamim-pifaliana izy ireo satria Yaveh no mpanjakan'izy ireo"
# tamin'ny hery tahaka ny an'ny ombidia
Io fampitahana io dia milaza fa ny herin'i Yaveh lehibe dia mitovy amin'ny an'ny omby.