plt_tn/num/23/07.md

771 B

Efa nitondra ahy avy any amin'i Arama...mpanjakan'i Moaba avy any amin'ny tendrombohitra atsinanana

Ireo andianteny ireo dia midika zavatra iray ihany.

'Avia, ozony ho ahy Jakoba,'... 'Avia, mihantsia an'Israely.'

Ireo fehezanteny roa ireo dia samy midika zavatra iray ihany. Manindry ireo fa tian'i Balaka hanozona ny vahoakan'Israely i Balama.

Amin'ny fomba ahoana no hanozonako ireo izay tsy mbola nozonin'Andriamanitra? Amin'ny fomba ahoana no hanoherako ireo izay tsy notoherin'i Yaveh?

Io fanontaniana fampisainana io dia manindry ny fandavan'i Balama ny tsy hankatoa an'Andriamanitra. Afaka ambara amin'ny fehezanteny ireo. DH: "Nefa tsy afaka manozona ireo izay tsy nozonin'Andriamanitra aho. Tsy afaka ny hiady amin'ireo izay tsy iadian'i Yaveh aho!"