plt_tn/num/22/18.md

451 B

Balaka

Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:2.

Na dia hanome ahy ny lapany feno volafotsy sy volamena aza i Balaka

Manoritsoritra ny zavatra izay hitranga i Balama. Manindry izy fa tsy misy na inona na inona ahatonga azy tsy ankatoa an'i Yaveh.

tsy afaka hihoatra ny tenin'i Yaveh...ka andatsaka na ampitombo izay lazainy amiko

Midika izany fa tsy afaka ny tsy hankatoa an'i Yaveh amin'ny fomba rehetra i Balama.