plt_tn/num/21/29.md

24 lines
636 B
Markdown

# Moaba...olon'i Kemosy
Ireo andianteny roa ireo dia manondro vahoaka iray ihany.
# olon'i Kemosy
"Kemosy" dia anaran'andriamani-tsy izy izay notompoin'ireo Moabita. DH: "ny vahoaka izay manompo an'i Kemosy"
# Nataony...ireo zanany lahy
Ny hoe "-ny" dia manondro an'i Kemosy.
# resinay
Eto ny hoe "-nay" dia manondro ireo Israelilta izay nandresy an'i Sihona.
# Hesbona dia rava
DH: "Noravainay i Hesbona"
# Hesbona...lalana rehetra mankany Dibona...lalana rehetra mankany Nofa....mihazo an'i Medeba
Ireo dia toerana ao amin'ny fanjakan'i Sihona avokoa. Midika izany fa nandrava ny firenen'i Sihona manontolo ireo Israelita.