plt_tn/num/21/16.md

307 B

nankany Bera, izay misy ilay fantsakana izay

DH: "nankany Bera. Misy fantsakana ao" (UDB)

izay nitenenan'i Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Angony miaraka ny vahoaka mba hanomezako rano azy ireo."

DH: "izay nilazan'i Yaveh an'i Mosesy ny mba hanangonana ny vahoaka miaraka mba hanomezany rano ho azy ireo"