plt_tn/num/20/20.md

8 lines
347 B
Markdown

# tonga namely an'Israely ny mpanjakan'i Edoma niaraka tamin'ny tana-maherin'ireo miaramila
Eto ny tanana dia manambara ny herin'ny tafiky ny mpanjaka. DH: "nandefa tafika mahery izay misy miaramila maro be mba hanafika an'Israely ny mpanjakan'i Edoma"
# hiampita teo amin'ny sisitanin'izy ireo
Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo Edomita.