plt_tn/num/17/10.md

12 lines
601 B
Markdown

# ny lalàn'ny fanekena
Ny andianteny hoe "lalàn'ny fanekena" dia manondro ny vata izay mihazona ireo takelaka izay nanoratana ireo lalàn'ny fanekena. DH: "ny fiaran'ny fanekena" na "ny vata izay mihazona ireo lalàn'ny fanekena"
# mba hanatsaharanao ny fitarainana ny Amiko
Ny teny hoe "fitarainana" dia anarana izay afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "mba ahafahanao manatsahatra azy ireo tsy hitaraina ny Amiko intsony"
# raha tsy izany dia ho faty izy ireo
Izany no mety hitranga raha manohy mitaraina ihany ny vahoaka. Te ampitandrina izany Andriamanitra. DH: "mba tsy ho faty izy ireo"