plt_tn/num/16/31.md

390 B

Nanokatra ny vavany ny tany ary nitelina azy ireo

Resahin'i Mosesy toy ny hoe velona ny tany, ary ny lavaka izay hilatsahan'ny olona dia toy ny hoe vavan'ny tany. DH: "Nanokatra ny vavany tahaka ny vava lehibe ny tany, ary nilatsaka tao anatin'izany izy ireo ka nilevina tao" na "Nisy lavaka lehibe teo amin'ny tany, ary nilatsaka tao anatin'izany izy ireo ka nilevina tao anatin'izany"