plt_tn/num/15/01.md

511 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny Nomery 15:1-32 dia milaza izay nolazain'Andriamanitra an'i Mosesy mba holazaina amin'ny vahoakan'Israely.

mba hamokatra hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh avy amin'ny omby na ondry

"mba hamokatra fofona izay ankasitrahan'i Yaveh avy amin'ny ondry aman'osy na ny biby fiompy." Ny fankasitrahan'ny Tompo ny hanitra dia manambara ny fankasitrahany ny olona izay mandoro ny fanatitra. DH: "mba hampifaly an'i Yaveh amin'ny fandorana sorona avy amin'ny omby na ondry"