plt_tn/num/14/31.md

838 B

hiampatra any an'efitra ny fatinareo

Ny fatin'izy ireo miampatra dia manambara ny fahafatesan'izy ireo. DH: "Ho faty ianareo"

Ho mpiandry ondry any an'efitra...ireo zanakareo

Ireo dikan-teny sasany vaovao dia mifidy ny handika hoe: "Hirenireny any an'efitra ny zanakareo." Izany satria tamin'ny fotoana fahiny, dia nirenireny nifindrafindra toerana ireo mpiandry ondry matetika mba ho afaka mahita tany hinanam-bilona ireo ondry aman'osy sy ny ombin'izy ireo.

Tsy maintsy hizaka ny vokatry ny asa

"Tsy maintsy hijaly noho ny vokatry ny asanareo izy ireo" na "Tsy maintsy hijaly noho ny asanareo izy ireo"

hatramin'ny faran'ireo fatinareo

Ny faty dia vatana mangatsiaka. Ny faran'ny fatin'izy ireo dia manambara ny maty farany amin'izy ireo. DH: "mandra-pahafatin'ny olona farany aminareo" na "mandra-pahafatin'izy rehetra"