plt_tn/num/14/20.md

412 B

ho feno ny voninahitro koa ny tany rehetra

DH: "hameno ny tany rehetra ny voninahitro"

mbola naka fanahy Ahy

"manohy mitsapa Ahy ihany izy ireo"

izay impolo izay

Eto ny isa 10 dia manambara fotoana imbetsaka tokoa. DH: "imbetsaka tokoa"

tsy nihaino ny feoko

Eto ny hoe "nihaino" dia manambara fankatoavana, ary ny feon'Andriamanitra dia manambara izay nolazainy. DH: "tsy nankatoa izay nolazaiko"