plt_tn/num/13/09.md

291 B

Palty...Rafo...Gadiela...Sody...Gady...Sosy...Amiela...Gemaly

Ireo dia anaran-dehilahy avokoa.

avy amin'ny fokon'i Josefa (izay midika hoe avy amin'ny fokon'i Manase)

Ny fifandraisana eo amin'i Josefa sy Manase dia afaka ambara mazava. DH: "avy amin'ny fokon'i Josefa zanak'i Manase"