plt_tn/num/12/06.md

16 lines
907 B
Markdown

# Tsy toy izany Mosesy mpanompoko
"Tsy miresaka amin'i Mosesy tahaka izany Aho"
# Mahatoky izy ao amin'ny tranoko rehetra
Eto ny hoe "trano" dia manambara ny firenen'Israely. Ny hoe mahatoky ao amin'ny tranon'Andriamanitra dia manambara ny hoe mahatoky amin'ny fitarihana ny Israely. DH: "Mitarika ny vahoakako am-pahatokiana i Mosesy" na "Mosesy no ilay iray izay hitokiako mba hitarika an'Israely vahoakako"
# Koa nahoana ianareo no tsy matahotra ny hiresaka hanohitra ny mpanompoko, manohitra an'i Mosesy?
Mametraka io fanontaniana io i Yaveh mba hibedesana an'i Miriama sy Arona. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Tokony hatahotra ny hiresaka hanohitra ny mpanompoko, hanohitra an'i Mosesy ianareo."
# hanohitra ny mpanompoko, manohitra an'i Mosesy
Ny andianteny hoe "manohitra an'i Mosesy" dia manazava fa izy no "mpanompo" izay resahin'i Yaveh. DH: "hanohitra ny mpanompoko, dia i Mosesy"