plt_tn/num/07/57.md

12 lines
247 B
Markdown

# izay herintaona
"izay samy herintaona avy"
# Izany no soron'i Gamaliela zanak'i Pedazora
"Izany no nomen'i Gamaliela zanak'i Pedazora ho sorona"
# Gamaliela zanak'i Pedazora
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:10 io anaran-dehilahy io.