plt_tn/num/05/24.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Amin'ireto andininy ireto dia mifangaro be ihany ny filaharan'ireo tranga, nosoratana tahaka izao izany mba hanindriana ny fomba hitondran'ny rano ny ozona. Toy ny hoe misotro ilay rano ilay vehivavy, mandoro ny fanatitra ny mpisorona, ary avy eo misotro ny rano indray ilay vehivavy. Misotro ny rano indray mandeha ihany izy, tahaka ny nanazavana azy tao amin'ny dikan-teny UDB.

Aoka hampisotro ny rano mangidy...ozona dia hiditra ao aminy ary hanjary hangidy

Mety hanampy be ny fandaminana ny fampahalalana ao amin'ireo andininy ireo amin'ny fametrahana ny andininy faha-24, izay manome fampahalalana momba ilay vehivavy misotro ilay rano, aorian'ny andininy faha-26. Mandika ireo andininy ireo tahaka izany ny UDB.

fanati-pahatsirovana

Ny fanatitra voa eran'ny tanana dia manambara ny fanatitra voa manontolo. Midika izany fa an'i Yaveh ny fanatitra manontolo.

fanatitra voan'ny hasarotam-piaro

"fanatitra voan'ny hasarotam-piaro." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 5:15.