plt_tn/num/04/49.md

581 B

Araka ny didin'i Yaveh

"Araka ny nandidian'i Yaveh"

araka ny karazan'asa izay ...Nanisa ny olona tsirairay araka ny karazan'andraikitra nosahaniny avy izy

Ireo andianteny roa ireo dia misy heviny iray ihany ary nampiarahina mba hanindriana ny fomba nanisan'i Mosesy ny lehilahy rehetra.

karazan'asa izay nanendrena azy avy

DH: "araka ny karazan'asa voatendry" na "araka ny karazan'asa notendreny hataon'ny olona tsirairay hatao"

nosahaniny

"izay hataony"

nankatoa izay nodidian'i Yaveh ho ataon'izy ireo

Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Mosesy sy Arona.