plt_tn/num/02/09.md

12 lines
413 B
Markdown

# Miisa 186.400 ny isan'ny tobin'i Joda rehetra
Anatin'io isa io ny lehilahy rehetra ao amin'ny foko izay nitoby teo amin'ny antokon'i Joda. DH: "Ny isan'ny lehilahy nitoby tao amin'ny antokon'i Joda dia 186.400"
# Izy ireo no hiainga voalohany
Io dia midika fa izy ireo no hiainga voalohany rehefa mifindra ny tobin'ny Israelita. DH: "Rehefa mandeha, dia izy ireo no hiainga voalohany"
# voalohany
"faha-1"