plt_tn/num/01/17.md

789 B

Nalain'i...ireo lehilahy ireo

"nanangona ireo lehilahy ireo"

izay noraketina an-tsoratra araka ny anarana

DH: "izay voarakitra an-tsoratra ny anarany"

andro voalohan'ny volana faharoa

"ny andro faha-1 amin'ny volana faha-2." Io dia ny volana faharoa amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia akaikin'ny fisasahan'ny Aprily amin'ny Tetiandro Tandrefana. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:1.

Ary ny lehilahy...namantatra ny razambeny. Tsy maintsy nanome anarana ireo antoko sy fianakaviana taranaka avy amin'ny razambeny izy

Ny fehezanteny faharoa dia midika zavatra tahaka ilay voalohany ihany ary nampiana mba hanazava kokoa.

Tsy maintsy nanome anarana

Eto ny hoe "nanome anarana" dia midika hoe "nilaza". DH: "Tsy maintsy nilaza ny lehilahy tsirairay avy"