320 B
320 B
nanosihosy famiazam-boaloboka
Ny "famiazam-boaloboka" dia sarinteny ilazana ireo voaloboka ao anaty famiazana. Ireo olona dia mandeha eo ambonin'ny voaloboka mba ahazoana ny ranony hanaovana divay. DH: "mandeha ambon'ny famiazam-boaloboka"
nanosihosy
mandeha eo ambonin'ny zavatra mba hitotona na hamiazana izany