12 lines
624 B
Markdown
12 lines
624 B
Markdown
# tsy nomena azy ireo ny anjaran'ireo Levita
|
|
|
|
DH: "mbola tsy nitondra ireo ampahafolon-karena sy ireo fanatitra ho an'ireo mpisoron'ny tempoly tao amin'ny efitrano fitehirizana ireo olona"
|
|
|
|
# ka nitsoaka izy ireo, samy nankany amin'ny taniny avy, ireo Levita sy ireo mpihira izay nanao ny asa
|
|
|
|
"niala tao amin'ny tempoly nankeny amin'ny sahany tsirairay avy ireo Levita sy ireo mpihira izay nanao ny asa"
|
|
|
|
# Nahoana no notsinontsinoavina ny tranon'Andriamanitra?
|
|
|
|
Io dia fanontaniana fampisainana izay nampiasain'i Nehemia mba hanaovana fanamby na koa hanalana baraka ireo manam-pahefana izay tsy nahavita ny asan'izy ireo.
|