20 lines
770 B
Markdown
20 lines
770 B
Markdown
# nisy mpitarika ireo mpihira
|
|
|
|
Io fehezanteny io dia milaza ny antony nahatonga ireo olona nanao ny nataony tao amin'ny 12:44 ary manoma fampahafantarana misimisy ho antsika momban'ny fotoana izay nolazain'i Davida ny fomba fiderana ao amin'ny tempoly.
|
|
|
|
# Tamin'ny andron'i Zerobabela
|
|
|
|
Zerobabela dia taranakin'ny mpanjaka Davida ary iray amin'ireo governora amin'ny farit'i Joda.
|
|
|
|
# Natokan'izy ireo ny anjara izay ho an'ireo Levita, ary
|
|
|
|
"Natokan'ny Israelita rehetra ilay anjara"
|
|
|
|
# ireo taranak'i Arona.
|
|
|
|
Ireo mpisorona tao Israely, izay nidina avy any Arona, ilay rahalahin'i Mosesy
|
|
|
|
# ireo mpiandryt vavahady
|
|
|
|
tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanàna na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra Adikao toy ny tao amin'ny 7:1.
|