12 lines
787 B
Markdown
12 lines
787 B
Markdown
# Hosaia ... Azaria, Ezra, Mesolama, Joda, Benjamina, Semaia, Jeremia ... Zakaria ... Jonatana ... Semaia ... Matania ... Mikaia ... Zakora ... Asafa
|
|
|
|
Ireo dia anaran-dehilahy.
|
|
|
|
# ny sasany tamin'ireo zanaka lahin'ny mpisorona niaraka tamin'ny trompetra, ary Zakaria
|
|
|
|
Misy amin'ireo dikan-tenysasany no vakiana hoe: "ary anisan'izay ireo mpisorona niaraka tamin'ny trompetra, i Zakaria"
|
|
|
|
# Zakaria zanaka lahin'i Jonatana zanak'i Semaia zanak'i Matania zanak'i Mikaia zanak'i Zakora zanak'i Asafa.
|
|
|
|
Ny anarana rehetra aorian'i "Zakaria" dia ireo razambeny. Ity lisitra ity dia mampifandray an'i Zakaria amin'ny mpihira malaza i Asafa. Zakaria izay zanaka lahin'i Jonatana, izay zanak'i Semaia lahy, izay zanak'i Matania lahy, izay zanak'i Mikaia, izay zanak'i Zakora zanak'i Asafa lahy"
|