8 lines
375 B
Markdown
8 lines
375 B
Markdown
# Jesoa, Binoy, Kadmiela, Serebia, Joda, ary Matania, Bakbokia, Ono
|
|
|
|
Ireo dia anaran-ehilahy.
|
|
|
|
# nijoro nanandrify azy ireo nandritra ny asa fanompoana.
|
|
|
|
Ireto avy ny azo andikana azy 1) izany dia nandritra ny asa fanompoana ary nisy vondrom-pihira na mpanompo hafa, na 2) niandry ny tempoly tamin'ny fotoana samihafa ireo vondrona ireo, na "nifandimby niandry ny tempoly".
|